Ash-Shu'ara · 24/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالَ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُم مُّوقِنِينَ ۝٢٤
Qaala Rabbus samaawaati wal ardi wa maa bainahumaa in kuntum mooqineen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy hoe : “Ilay Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, raha toa ka manana fitokisana marina ianareo”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 22-26 — Ash-Shu'ara

22وَتِلْكَ نِعْمَةٌ تَمُنُّهَا عَلَيَّ أَنْ عَبَّدتَّ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Ary izany ve no fahasoavana izay ahindrahindranao amiko, nefa ianao nanandevo ireo zanak’Israely ?
23قَالَ فِرْعَوْنُ وَمَا رَبُّ الْعَالَمِينَ
Niteny i Faraona hoe : “Fa iza no Tompon’izao tontolo izao ?”
24قَالَ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُم مُّوقِنِينَ
Niteny izy hoe : “Ilay Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, raha toa ka manana fitokisana marina ianareo”.
25قَالَ لِمَنْ حَوْلَهُ أَلَا تَسْتَمِعُونَ
Niteny izy tamin’ireo manodidina azy hoe : “Moa ve tsy henonareo (izany) ?”
26قَالَ رَبُّكُمْ وَرَبُّ آبَائِكُمُ الْأَوَّلِينَ
Niteny izy hoe : “Ilay Tomponareo sy Tompon’ireo razambenareo teo aloha”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
24Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 24

Surah Ash-Shu'ara Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy hoe : “Ilay Tompon’ireo lanitra sy ny tany…

Surah Andininy 24/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers