Ash-Shu'ara · 23/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
قَالَ فِرْعَوْنُ وَمَا رَبُّ الْعَالَمِينَ ۝٢٣
Qaala Fir`awnu wa maa Rabbul `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny i Faraona hoe : “Fa iza no Tompon’izao tontolo izao ?”

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 21-25 — Surah Ash-Shu'ara

21فَفَرَرْتُ مِنكُمْ لَمَّا خِفْتُكُمْ فَوَهَبَ لِي رَبِّي حُكْمًا وَجَعَلَنِي مِنَ الْمُرْسَلِينَ
- Ka nandositra aho satria natahotra anareo, avy eo dia nomen’ny Tompoko fahendrena aho, ary nataony ho anisan’ireo Iraka.
22وَتِلْكَ نِعْمَةٌ تَمُنُّهَا عَلَيَّ أَنْ عَبَّدتَّ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Ary izany ve no fahasoavana izay ahindrahindranao amiko, nefa ianao nanandevo ireo zanak’Israely ?
23قَالَ فِرْعَوْنُ وَمَا رَبُّ الْعَالَمِينَ
Niteny i Faraona hoe : “Fa iza no Tompon’izao tontolo izao ?”
24قَالَ رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا ۖ إِن كُنتُم مُّوقِنِينَ
Niteny izy hoe : “Ilay Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, raha toa ka manana fitokisana marina ianareo”.
25قَالَ لِمَنْ حَوْلَهُ أَلَا تَسْتَمِعُونَ
Niteny izy tamin’ireo manodidina azy hoe : “Moa ve tsy henonareo (izany) ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 23

Surah Ash-Shu'ara Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny i Faraona hoe : “Fa iza no Tompon’izao tontolo…

Surah Andininy 23/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers