Iloaran'i Imrana · 91/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَمَاتُوا وَهُمْ كُفَّارٌ فَلَن يُقْبَلَ مِنْ أَحَدِهِم مِّلْءُ الْأَرْضِ ذَهَبًا وَلَوِ افْتَدَىٰ بِهِ ۗ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ وَمَا لَهُم مِّن نَّاصِرِينَ ٩١
Transliteration
Innal lazeena kafaroo wa maatoo wa hum kuffaarun falany yuqbala min ahadihim mil`ul ardi zahabanw wa lawiftadaa bih; ulaaa `ika lahum `azaabun aleemunw wa maa lahum min naasireen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ireo olona tsy nino ka nindaosin’ny fahafatesana tao anatin’izany, dia tsy misy na iray ekena na oviana na oviana avy amin’izy ireny, na dia volamena hameno ny tany aza no ho takalony. Efa miandry azy ireo ny famaizana feno fanaintainana, ary tsy hanana mpanavotra izy ireo amin’izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 89-93 — Iloaran'i Imrana
89إِلَّا الَّذِينَ تَابُوا مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ وَأَصْلَحُوا فَإِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Afa-tsy ireo izay nibebaka taorian’izany, sy nanitsy ny tenan'izy ireo. Marina fa i Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo.
90إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا بَعْدَ إِيمَانِهِمْ ثُمَّ ازْدَادُوا كُفْرًا لَّن تُقْبَلَ تَوْبَتُهُمْ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الضَّالُّونَ
Hamafisina fa ireo izay tsy nino taorian’ny finoan’izy ireo, ka nampitombo hatrany ny tsy finoany, dia tsy ho raisina intsony ny fibebahan’izy ireo. Ary izy ireny no very tanteraka.
91إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَمَاتُوا وَهُمْ كُفَّارٌ فَلَن يُقْبَلَ مِنْ أَحَدِهِم مِّلْءُ الْأَرْضِ ذَهَبًا وَلَوِ افْتَدَىٰ بِهِ ۗ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ وَمَا لَهُم مِّن نَّاصِرِينَ
Tena marina fa ireo olona tsy nino ka nindaosin’ny fahafatesana tao anatin’izany, dia tsy misy na iray ekena na oviana na oviana avy amin’izy ireny, na dia volamena hameno ny tany aza no ho takalony. Efa miandry azy ireo ny famaizana feno fanaintainana, ary tsy hanana mpanavotra izy ireo amin’izany.
92لَن تَنَالُوا الْبِرَّ حَتَّىٰ تُنفِقُوا مِمَّا تُحِبُّونَ ۚ وَمَا تُنفِقُوا مِن شَيْءٍ فَإِنَّ اللَّهَ بِهِ عَلِيمٌ
Tsy hahazo ilay fahasoavana velively ianareo raha tsy mahafoy manome izay zavatra tianareo. Ary izay zavatra rehetra afoinareo, dia Allah no tena mahafantatra izany.
93۞ كُلُّ الطَّعَامِ كَانَ حِلًّا لِّبَنِي إِسْرَائِيلَ إِلَّا مَا حَرَّمَ إِسْرَائِيلُ عَلَىٰ نَفْسِهِ مِن قَبْلِ أَن تُنَزَّلَ التَّوْرَاةُ ۗ قُلْ فَأْتُوا بِالتَّوْرَاةِ فَاتْلُوهَا إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ny sakafo rehetra fahiny dia azo ho hanina (Halal) [52] ho an’ny zanak’Israely, afa-tsy izay noraran’ny Israely (Haramo) [53] tamin’ny tenany talohan’ny nampidinana ny Taoraty. Teneno hoe : “ Ento eto ny Boky Taoraty ka vakio, raha marina izay lazainareo ! ”
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
91Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 91
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 91 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ireo olona tsy nino ka nindaosin’ny fahafatesana…Surah Andininy 91/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 89–93. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








