Sady · 54/88
Fandikana Fanononana — Sady
إِنَّ هَٰذَا لَرِزْقُنَا مَا لَهُ مِن نَّفَادٍ ۝٥٤
Inna haazaa larizqunaa maa lahoo min nafaad
📖 Dikany Malagasy
Izany tokoa no anjara fanomezana avy Aminay, tsy manam-pahataperana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 52-56 — Sady

52۞ وَعِندَهُمْ قَاصِرَاتُ الطَّرْفِ أَتْرَابٌ
Ary eo akaikin’izy ireo dia hisy ireo vehivavy tsara tarehy manana fijery maotina, mitovy taona avokoa izy rehetra.
53هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِيَوْمِ الْحِسَابِ
Izany no hampanantenaina anareo ho amin’ny Andron’ny Fitsarana.
54إِنَّ هَٰذَا لَرِزْقُنَا مَا لَهُ مِن نَّفَادٍ
Izany tokoa no anjara fanomezana avy Aminay, tsy manam-pahataperana.
55هَٰذَا ۚ وَإِنَّ لِلطَّاغِينَ لَشَرَّ مَآبٍ
Indro àry ! Ary tena marina fa ho an’ireo mpihoa-pefy ny toeram-pialan-tsasatra ratsy indrindra:
56جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا فَبِئْسَ الْمِهَادُ
Ny Afobe izay handoro azy ireo. Endrey izany haratsian’ny fandriana !
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — Sady 54

Surah Sady Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany tokoa no anjara fanomezana avy Aminay, tsy manam-pahataperana.

Surah Andininy 54/88 — Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Sady Henoy, Sady Fandikana, Sady mp3, Sady pdf. Andininy 52–56. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers