Sady · 53/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِيَوْمِ الْحِسَابِ ۝٥٣
Haaza maa too`odoona li Yawmil Hisaab
📖 Dikany Malagasy
Izany no hampanantenaina anareo ho amin’ny Andron’ny Fitsarana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 51-55 — Surah Sady

51مُتَّكِئِينَ فِيهَا يَدْعُونَ فِيهَا بِفَاكِهَةٍ كَثِيرَةٍ وَشَرَابٍ
Ka mitehin-kiho izy ireo ao, no sady mangataka voankazo maro sy zava-pisotro isan-karazany.
52۞ وَعِندَهُمْ قَاصِرَاتُ الطَّرْفِ أَتْرَابٌ
Ary eo akaikin’izy ireo dia hisy ireo vehivavy tsara tarehy manana fijery maotina, mitovy taona avokoa izy rehetra.
53هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِيَوْمِ الْحِسَابِ
Izany no hampanantenaina anareo ho amin’ny Andron’ny Fitsarana.
54إِنَّ هَٰذَا لَرِزْقُنَا مَا لَهُ مِن نَّفَادٍ
Izany tokoa no anjara fanomezana avy Aminay, tsy manam-pahataperana.
55هَٰذَا ۚ وَإِنَّ لِلطَّاغِينَ لَشَرَّ مَآبٍ
Indro àry ! Ary tena marina fa ho an’ireo mpihoa-pefy ny toeram-pialan-tsasatra ratsy indrindra:
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Sady 53

Surah Sady Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no hampanantenaina anareo ho amin’ny Andron’ny Fitsarana.

Surah Andininy 53/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers