Ad-Dukhan · 12/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
رَّبَّنَا اكْشِفْ عَنَّا الْعَذَابَ إِنَّا مُؤْمِنُونَ ۝١٢
Rabbanak shif `annal `azaaba innaa mu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Tomponay ô ! Alaviro aminay ny famaizana. Fa mino tokoa izahay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Ad-Dukhan

10فَارْتَقِبْ يَوْمَ تَأْتِي السَّمَاءُ بِدُخَانٍ مُّبِينٍ
Raha izany, andraso ilay andro hitondran’ny lanitra setroka hita maso,
11يَغْشَى النَّاسَ ۖ هَٰذَا عَذَابٌ أَلِيمٌ
Izay handrakotra ny olona. Ho famaizana mamirifiry tokoa izany.
12رَّبَّنَا اكْشِفْ عَنَّا الْعَذَابَ إِنَّا مُؤْمِنُونَ
Tomponay ô ! Alaviro aminay ny famaizana. Fa mino tokoa izahay.
13أَنَّىٰ لَهُمُ الذِّكْرَىٰ وَقَدْ جَاءَهُمْ رَسُولٌ مُّبِينٌ
Taiza izany fahatsiarovan-tenan’izy ireo izany, nefa dia efa tonga tamin’izy ireo ny iraka mazava.
14ثُمَّ تَوَلَّوْا عَنْهُ وَقَالُوا مُعَلَّمٌ مَّجْنُونٌ
Avy eo, dia nihataka taminy izy ireo, sady niteny hoe: “Olona nanovo fahalalana izy io, nidiran’ny devoly.”
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 12

Surah Ad-Dukhan Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tomponay ô ! Alaviro aminay ny famaizana. Fa mino tokoa…

Surah Andininy 12/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers