Ad-Dukhan · 56/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
لَا يَذُوقُونَ فِيهَا الْمَوْتَ إِلَّا الْمَوْتَةَ الْأُولَىٰ ۖ وَوَقَاهُمْ عَذَابَ الْجَحِيمِ ۝٥٦
Laa yazooqoona feehal mawtaa illal mawtatal oolaa wa qaqaahum `azaabal jaheem
📖 Dikany Malagasy
Tsy hanandrana fahafatesana izy ireo ao, afa-tsy ilay fahafatesana voalohany ihany. Ary harovana amin’ny famaizan’ny afo mavaivay izy ireo,
🎧 Henoy

📜 Andininy 54-58 — Ad-Dukhan

54كَذَٰلِكَ وَزَوَّجْنَاهُم بِحُورٍ عِينٍ
Toy izany! Ary tovovavy baribary maso no homenay ho vadin'izy ireo.
55يَدْعُونَ فِيهَا بِكُلِّ فَاكِهَةٍ آمِنِينَ
Hangataka karazam-boankazo am-pilaminana tanteraka izy ireo ao.
56لَا يَذُوقُونَ فِيهَا الْمَوْتَ إِلَّا الْمَوْتَةَ الْأُولَىٰ ۖ وَوَقَاهُمْ عَذَابَ الْجَحِيمِ
Tsy hanandrana fahafatesana izy ireo ao, afa-tsy ilay fahafatesana voalohany ihany. Ary harovana amin’ny famaizan’ny afo mavaivay izy ireo,
57فَضْلًا مِّن رَّبِّكَ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Fahasoavana avy amin’ny Tomponao izany. Ary izany no fahombiazana lehibe.
58فَإِنَّمَا يَسَّرْنَاهُ بِلِسَانِكَ لَعَلَّهُمْ يَتَذَكَّرُونَ
Nataonay ho mora tamin’ny lelanao izany (Koroany), mba hahatsiaro izy ireo.
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
56Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 56

Surah Ad-Dukhan Andininy 56 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy hanandrana fahafatesana izy ireo ao, afa-tsy ilay fahafatesana voalohany…

Surah Andininy 56/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 54–58. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers