Al-Jathiyah · 35/37
Fandikana Fanononana — Al-Jathiyah
ذَٰلِكُم بِأَنَّكُمُ اتَّخَذْتُمْ آيَاتِ اللَّهِ هُزُوًا وَغَرَّتْكُمُ الْحَيَاةُ الدُّنْيَا ۚ فَالْيَوْمَ لَا يُخْرَجُونَ مِنْهَا وَلَا هُمْ يُسْتَعْتَبُونَ ۝٣٥
Zaalikum bi annakumut takhaztum aayaatil laahi huzuwanw wa gharratkumul hayaatud dunyaa; fal yawma laa yukhrajoona minhaa wa laahum yusta`taboon
📖 Dikany Malagasy
Nohon'ny fanesoanareo ireo andininy avy amin’I Allah no anton’izany, sy nohon'ny fitaka nataon’ny fiainana an-tany taminareo. Amin’io andro io, dia tsy havoaka ao izy ireo, ary tsy ho afa-tsiny ihany koa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 33-37 — Al-Jathiyah

33وَبَدَا لَهُمْ سَيِّئَاتُ مَا عَمِلُوا وَحَاقَ بِهِم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary hiseho amin’izy ireo ny haratsian’ny asany. Ka hamatotra azy ireo izay noesoiny.
34وَقِيلَ الْيَوْمَ نَنسَاكُمْ كَمَا نَسِيتُمْ لِقَاءَ يَوْمِكُمْ هَٰذَا وَمَأْوَاكُمُ النَّارُ وَمَا لَكُم مِّن نَّاصِرِينَ
Ary hilazana izy ireo hoe: “Hadinonay ianareo androany, tahaka ny nanadinoanareo ity andronareo anio ity. Ny afo no fialofanareo, ary tsy hanana mpamonjy velively ianareo".
35ذَٰلِكُم بِأَنَّكُمُ اتَّخَذْتُمْ آيَاتِ اللَّهِ هُزُوًا وَغَرَّتْكُمُ الْحَيَاةُ الدُّنْيَا ۚ فَالْيَوْمَ لَا يُخْرَجُونَ مِنْهَا وَلَا هُمْ يُسْتَعْتَبُونَ
Nohon'ny fanesoanareo ireo andininy avy amin’I Allah no anton’izany, sy nohon'ny fitaka nataon’ny fiainana an-tany taminareo. Amin’io andro io, dia tsy havoaka ao izy ireo, ary tsy ho afa-tsiny ihany koa.
36فَلِلَّهِ الْحَمْدُ رَبِّ السَّمَاوَاتِ وَرَبِّ الْأَرْضِ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Dera ho an’I Allah, Tompon’ny lanitra sy Tompon’ny tany; ary Tompon’izao tontolo izao.
37وَلَهُ الْكِبْرِيَاءُ فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Fa Azy ny fahamboniana any an-danitra sy ety an-tany. Ary Izy no ilay Tsitoha, ilay be fahendrena.
Al-JathiyahFizahan-takila Koraña
37Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Al-Jathiyah 35

Surah Al-Jathiyah Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nohon'ny fanesoanareo ireo andininy avy amin’I Allah no anton’izany, sy…

Surah Andininy 35/37 — Al-Jathiyah الجاثية (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Jathiyah Henoy, Al-Jathiyah Fandikana, Al-Jathiyah mp3, Al-Jathiyah pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers