Al-Ahqaf · 20/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَيَوْمَ يُعْرَضُ الَّذِينَ كَفَرُوا عَلَى النَّارِ أَذْهَبْتُمْ طَيِّبَاتِكُمْ فِي حَيَاتِكُمُ الدُّنْيَا وَاسْتَمْتَعْتُم بِهَا فَالْيَوْمَ تُجْزَوْنَ عَذَابَ الْهُونِ بِمَا كُنتُمْ تَسْتَكْبِرُونَ فِي الْأَرْضِ بِغَيْرِ الْحَقِّ وَبِمَا كُنتُمْ تَفْسُقُونَ ۝٢٠
Wa Yawma yu`radul lazeena kafaroo `alan Naai azhabtum taiyibaatikum fee hayaatikumud dunyaa wastam ta`tum bihaa fal Yawma tujzawna `azaabal hooni bimaa kuntum tastakbiroona fil ardi bighairil haqqi wa bimaa kuntum tafsuqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary amin’ny andro hahatongavan’ireo tsy mpino eo anatrehan’ny afo, (dia hiteny amin’izy ireo Izy) : “Notaperinareo ireo zava-tsoa vitanareo ka nifalianareo tanteraka nandritry ny fiainanareo teny an-tany, ho valiana famaizana mahafa-baraka àry ianareo anio, nohon'ny fireharehanareo tamin’ny tsy rariny teny an-tany, sy noho ny faharatsianareo."
🎧 Henoy

📜 Andininy 18-22 — Al-Ahqaf

18أُولَٰئِكَ الَّذِينَ حَقَّ عَلَيْهِمُ الْقَوْلُ فِي أُمَمٍ قَدْ خَلَتْ مِن قَبْلِهِم مِّنَ الْجِنِّ وَالْإِنسِ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا خَاسِرِينَ
Izy ireo no mendrika ho helohina, miaraka amin’ireo vahoaka efa lasa teo alohany, avy amin’ny Djiny sy ny olombelona. Tena maty antoka tokoa izy ireo.
19وَلِكُلٍّ دَرَجَاتٌ مِّمَّا عَمِلُوا ۖ وَلِيُوَفِّيَهُمْ أَعْمَالَهُمْ وَهُمْ لَا يُظْلَمُونَ
Ary misy laharana ho an’ny tsirairay, araka izay nataony, mba hizaran’I Allah amin’izy ireo ny valin’asa feno, ka tsy hiangarana mihitsy izy ireo amin’izany.
20وَيَوْمَ يُعْرَضُ الَّذِينَ كَفَرُوا عَلَى النَّارِ أَذْهَبْتُمْ طَيِّبَاتِكُمْ فِي حَيَاتِكُمُ الدُّنْيَا وَاسْتَمْتَعْتُم بِهَا فَالْيَوْمَ تُجْزَوْنَ عَذَابَ الْهُونِ بِمَا كُنتُمْ تَسْتَكْبِرُونَ فِي الْأَرْضِ بِغَيْرِ الْحَقِّ وَبِمَا كُنتُمْ تَفْسُقُونَ
Ary amin’ny andro hahatongavan’ireo tsy mpino eo anatrehan’ny afo, (dia hiteny amin’izy ireo Izy) : “Notaperinareo ireo zava-tsoa vitanareo ka nifalianareo tanteraka nandritry ny fiainanareo teny an-tany, ho valiana famaizana mahafa-baraka àry ianareo anio, nohon'ny fireharehanareo tamin’ny tsy rariny teny an-tany, sy noho ny faharatsianareo."
21۞ وَاذْكُرْ أَخَا عَادٍ إِذْ أَنذَرَ قَوْمَهُ بِالْأَحْقَافِ وَقَدْ خَلَتِ النُّذُرُ مِن بَيْنِ يَدَيْهِ وَمِنْ خَلْفِهِ أَلَّا تَعْبُدُوا إِلَّا اللَّهَ إِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Fa tsarovy ny rahalahin'ireo Aad, nampitandrina ny vahoakany izy tao Al-ahqaf, kanefa dia nisy mpampitandrina nandalo talohany sy taoriany, "aoka ianareo tsy hanompo afa-tsy I Allah. Hatahorako ho aminareo ny famaizana amin'ilay andro mahatsiravina."
22قَالُوا أَجِئْتَنَا لِتَأْفِكَنَا عَنْ آلِهَتِنَا فَأْتِنَا بِمَا تَعِدُنَا إِن كُنتَ مِنَ الصَّادِقِينَ
Hoy izy ireo : ‘’Tonga eto aminay mba hampihataka anay amin’ireo andriamanitray va ianao ? Raha izany, ento eto aminay izay nampitandremanao anay raha isan’ireo mpilaza ny marina ianao.‘’
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 20

Surah Al-Ahqaf Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary amin’ny andro hahatongavan’ireo tsy mpino eo anatrehan’ny afo, (dia…

Surah Andininy 20/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers