Al-Ahqaf · 6/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَإِذَا حُشِرَ النَّاسُ كَانُوا لَهُمْ أَعْدَاءً وَكَانُوا بِعِبَادَتِهِمْ كَافِرِينَ ٦
Transliteration
Wa izaa hushiran naasu kaanoo lahum a`daaa`anw wa kaanoo bi`ibaadatihim kaafireen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa tafavory ny olona, dia hitsangana ho fahavalony izy ireo, ary handà ny fanompoan'ny olona Azy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 4-8 — Al-Ahqaf
4قُلْ أَرَأَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ أَرُونِي مَاذَا خَلَقُوا مِنَ الْأَرْضِ أَمْ لَهُمْ شِرْكٌ فِي السَّمَاوَاتِ ۖ ائْتُونِي بِكِتَابٍ مِّن قَبْلِ هَٰذَا أَوْ أَثَارَةٍ مِّنْ عِلْمٍ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : "Ahoana no fahitanareo ireo izay antsoinareo ankoatra an'I Allah" ? Asehoy ahy ary izay namboarin'izy ireo avy amin'ny tany ! Sa misy fiarahan'izy ireo amin'Allah va any an-danitra ? Itondrao boky talohan'ity aho, na izay sisa tavela amin'ny fahalalana, raha mpilaza ny marina ianareo. "
5وَمَنْ أَضَلُّ مِمَّن يَدْعُو مِن دُونِ اللَّهِ مَن لَّا يَسْتَجِيبُ لَهُ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ وَهُمْ عَن دُعَائِهِمْ غَافِلُونَ
Fa iza no very lalana kokoa, noho izay miantso ankoatra an'Allah izay tsy afaka hamaly azy akory hatramin'ny andro fitsanganana ? Ary tsy miraika amin'ny fangatahan'izy ireo.
6وَإِذَا حُشِرَ النَّاسُ كَانُوا لَهُمْ أَعْدَاءً وَكَانُوا بِعِبَادَتِهِمْ كَافِرِينَ
Ary rehefa tafavory ny olona, dia hitsangana ho fahavalony izy ireo, ary handà ny fanompoan'ny olona Azy.
7وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ آيَاتُنَا بَيِّنَاتٍ قَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَهُمْ هَٰذَا سِحْرٌ مُّبِينٌ
Ary raha lazaina aminy ireo andininy mazava tsara avy Aminay dia hoy ireo tsy mpino rehefa tonga aminy ny fahamarinana : "Tena majika miharihary tokoa izao."
8أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ إِنِ افْتَرَيْتُهُ فَلَا تَمْلِكُونَ لِي مِنَ اللَّهِ شَيْئًا ۖ هُوَ أَعْلَمُ بِمَا تُفِيضُونَ فِيهِ ۖ كَفَىٰ بِهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ ۖ وَهُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Na miteny izy ireo hoe : "Noforoniny izany !". Valio hoe : "Raha namorona izany aho, dia tsy afaka hanampy ahy eo anatrehan'ny fanasazin'Allah ianareo. Fantany tanteraka izay ahelinareo, fa ampy ahy sy ianareo I Allah ary Izy no Ilay Mpamela heloka, Ilay be Indrafo."
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
6Andininy
Fandikana — Al-Ahqaf 6
Surah Al-Ahqaf Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa tafavory ny olona, dia hitsangana ho fahavalony izy…Surah Andininy 6/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








