Al-Ahqaf · 7/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ آيَاتُنَا بَيِّنَاتٍ قَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَهُمْ هَٰذَا سِحْرٌ مُّبِينٌ ۝٧
Wa izaa tutlaa `alaihim Aayaatunaa baiyinaatin qaalal lazeena kafaroo lilhaqqi lammaa jaaa`ahum haazaa sihrum mubeen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha lazaina aminy ireo andininy mazava tsara avy Aminay dia hoy ireo tsy mpino rehefa tonga aminy ny fahamarinana : "Tena majika miharihary tokoa izao."
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Al-Ahqaf

5وَمَنْ أَضَلُّ مِمَّن يَدْعُو مِن دُونِ اللَّهِ مَن لَّا يَسْتَجِيبُ لَهُ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ وَهُمْ عَن دُعَائِهِمْ غَافِلُونَ
Fa iza no very lalana kokoa, noho izay miantso ankoatra an'Allah izay tsy afaka hamaly azy akory hatramin'ny andro fitsanganana ? Ary tsy miraika amin'ny fangatahan'izy ireo.
6وَإِذَا حُشِرَ النَّاسُ كَانُوا لَهُمْ أَعْدَاءً وَكَانُوا بِعِبَادَتِهِمْ كَافِرِينَ
Ary rehefa tafavory ny olona, dia hitsangana ho fahavalony izy ireo, ary handà ny fanompoan'ny olona Azy.
7وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ آيَاتُنَا بَيِّنَاتٍ قَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِلْحَقِّ لَمَّا جَاءَهُمْ هَٰذَا سِحْرٌ مُّبِينٌ
Ary raha lazaina aminy ireo andininy mazava tsara avy Aminay dia hoy ireo tsy mpino rehefa tonga aminy ny fahamarinana : "Tena majika miharihary tokoa izao."
8أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ إِنِ افْتَرَيْتُهُ فَلَا تَمْلِكُونَ لِي مِنَ اللَّهِ شَيْئًا ۖ هُوَ أَعْلَمُ بِمَا تُفِيضُونَ فِيهِ ۖ كَفَىٰ بِهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ ۖ وَهُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Na miteny izy ireo hoe : "Noforoniny izany !". Valio hoe : "Raha namorona izany aho, dia tsy afaka hanampy ahy eo anatrehan'ny fanasazin'Allah ianareo. Fantany tanteraka izay ahelinareo, fa ampy ahy sy ianareo I Allah ary Izy no Ilay Mpamela heloka, Ilay be Indrafo."
9قُلْ مَا كُنتُ بِدْعًا مِّنَ الرُّسُلِ وَمَا أَدْرِي مَا يُفْعَلُ بِي وَلَا بِكُمْ ۖ إِنْ أَتَّبِعُ إِلَّا مَا يُوحَىٰ إِلَيَّ وَمَا أَنَا إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Lazao hoe : "Tsy fanavaozana ireo iraka aho, ary tsy fantatro izay hanaovana ahy, sy ianareo. Tsy manao afa-tsy manaraka izay nambara tamiko aho ary mpampitandrina mazava ihany. "
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 7

Surah Al-Ahqaf Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha lazaina aminy ireo andininy mazava tsara avy Aminay…

Surah Andininy 7/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers