Mohammady · 5/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
سَيَهْدِيهِمْ وَيُصْلِحُ بَالَهُمْ ٥
Transliteration
Sa-yahdeehim wa yusihu baalahum
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ho tarihiny lalana izy ireo, ary ho hatsarainy ny momba azy ireo,
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 3-7 — Mohammady
3ذَٰلِكَ بِأَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا اتَّبَعُوا الْبَاطِلَ وَأَنَّ الَّذِينَ آمَنُوا اتَّبَعُوا الْحَقَّ مِن رَّبِّهِمْ ۚ كَذَٰلِكَ يَضْرِبُ اللَّهُ لِلنَّاسِ أَمْثَالَهُمْ
Ny anton’izany satria nanaraka ny diso ireo izay tsy nino, fa nanaraka ny marina avy amin’ny Tompony kosa izay nino. Toy izany no anehoan’I Allah ireo fanoharana amin’ny olombelona.
4فَإِذَا لَقِيتُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا فَضَرْبَ الرِّقَابِ حَتَّىٰ إِذَا أَثْخَنتُمُوهُمْ فَشُدُّوا الْوَثَاقَ فَإِمَّا مَنًّا بَعْدُ وَإِمَّا فِدَاءً حَتَّىٰ تَضَعَ الْحَرْبُ أَوْزَارَهَا ۚ ذَٰلِكَ وَلَوْ يَشَاءُ اللَّهُ لَانتَصَرَ مِنْهُمْ وَلَٰكِن لِّيَبْلُوَ بَعْضَكُم بِبَعْضٍ ۗ وَالَّذِينَ قُتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ فَلَن يُضِلَّ أَعْمَالَهُمْ
Rehefa mifanandrina amin’ireo tsy mpino ianareo, dia kapohy ao amin'ny hatony. Ka rehefa lavonareo, dia fatory mafy. Ary aza afahana tsotra izao, na angatahana takalony, hatramin’ny fitsaharan’ny vesatry ny ady. Toy izany, satria raha ny tian’I Allah, dia Izy mihitsy no namaly azy ireo, fa natao izany mba hifampisedranareo. Fa izay maty amin’ny lalan’I Allah, dia tsy ataony very maina mihitsy ny asan’izy ireo.
5سَيَهْدِيهِمْ وَيُصْلِحُ بَالَهُمْ
Ho tarihiny lalana izy ireo, ary ho hatsarainy ny momba azy ireo,
6وَيُدْخِلُهُمُ الْجَنَّةَ عَرَّفَهَا لَهُمْ
Ka hampidiriny amin’ny Paradisa izay hampafantariny azy ireo.
7يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَنصُرُوا اللَّهَ يَنصُرْكُمْ وَيُثَبِّتْ أَقْدَامَكُمْ
Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia hataony mpandresy ianareo, ka ho hamafisiny ny dianareo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
5Andininy
Fandikana — Mohammady 5
Surah Mohammady Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho tarihiny lalana izy ireo, ary ho hatsarainy ny momba…Surah Andininy 5/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








