Mohammady · 6/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
وَيُدْخِلُهُمُ الْجَنَّةَ عَرَّفَهَا لَهُمْ ۝٦
Wa yudkhiluhumul jannata `arrafahaa lahum
📖 Dikany Malagasy
Ka hampidiriny amin’ny Paradisa izay hampafantariny azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Mohammady

4فَإِذَا لَقِيتُمُ الَّذِينَ كَفَرُوا فَضَرْبَ الرِّقَابِ حَتَّىٰ إِذَا أَثْخَنتُمُوهُمْ فَشُدُّوا الْوَثَاقَ فَإِمَّا مَنًّا بَعْدُ وَإِمَّا فِدَاءً حَتَّىٰ تَضَعَ الْحَرْبُ أَوْزَارَهَا ۚ ذَٰلِكَ وَلَوْ يَشَاءُ اللَّهُ لَانتَصَرَ مِنْهُمْ وَلَٰكِن لِّيَبْلُوَ بَعْضَكُم بِبَعْضٍ ۗ وَالَّذِينَ قُتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ فَلَن يُضِلَّ أَعْمَالَهُمْ
Rehefa mifanandrina amin’ireo tsy mpino ianareo, dia kapohy ao amin'ny hatony. Ka rehefa lavonareo, dia fatory mafy. Ary aza afahana tsotra izao, na angatahana takalony, hatramin’ny fitsaharan’ny vesatry ny ady. Toy izany, satria raha ny tian’I Allah, dia Izy mihitsy no namaly azy ireo, fa natao izany mba hifampisedranareo. Fa izay maty amin’ny lalan’I Allah, dia tsy ataony very maina mihitsy ny asan’izy ireo.
5سَيَهْدِيهِمْ وَيُصْلِحُ بَالَهُمْ
Ho tarihiny lalana izy ireo, ary ho hatsarainy ny momba azy ireo,
6وَيُدْخِلُهُمُ الْجَنَّةَ عَرَّفَهَا لَهُمْ
Ka hampidiriny amin’ny Paradisa izay hampafantariny azy ireo.
7يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَنصُرُوا اللَّهَ يَنصُرْكُمْ وَيُثَبِّتْ أَقْدَامَكُمْ
Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia hataony mpandresy ianareo, ka ho hamafisiny ny dianareo.
8وَالَّذِينَ كَفَرُوا فَتَعْسًا لَّهُمْ وَأَضَلَّ أَعْمَالَهُمْ
Fa ireo izay tsy mpino kosa, dia hisy loza ho azy ireo, ka hataony very maina ny asan’izy ireo.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
6Andininy

Fandikana — Mohammady 6

Surah Mohammady Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hampidiriny amin’ny Paradisa izay hampafantariny azy ireo.

Surah Andininy 6/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers