Mohammady · 9/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ كَرِهُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ ۝٩
Zaalika bi annahum karihoo maaa anzalal laahu faahbata a`maalahum
📖 Dikany Malagasy
Izany satria nankahalan’izy ireo izay nampidinin’I Allah. Ka nataony very maina ny asan’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Mohammady

7يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَنصُرُوا اللَّهَ يَنصُرْكُمْ وَيُثَبِّتْ أَقْدَامَكُمْ
Ianareo mpino ! Raha ampandresenareo izay mikasika an’I Allah, dia hataony mpandresy ianareo, ka ho hamafisiny ny dianareo.
8وَالَّذِينَ كَفَرُوا فَتَعْسًا لَّهُمْ وَأَضَلَّ أَعْمَالَهُمْ
Fa ireo izay tsy mpino kosa, dia hisy loza ho azy ireo, ka hataony very maina ny asan’izy ireo.
9ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ كَرِهُوا مَا أَنزَلَ اللَّهُ فَأَحْبَطَ أَعْمَالَهُمْ
Izany satria nankahalan’izy ireo izay nampidinin’I Allah. Ka nataony very maina ny asan’izy ireo.
10۞ أَفَلَمْ يَسِيرُوا فِي الْأَرْضِ فَيَنظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۚ دَمَّرَ اللَّهُ عَلَيْهِمْ ۖ وَلِلْكَافِرِينَ أَمْثَالُهَا
Tsy nitety ny tany va izy ireo, mba hahita izay niafaran’ireo talohany ? Nopotehin’I Allah izy ireny. Natokana ho an’ireo tsy mpino ny fiafarana tahaka izany.
11ذَٰلِكَ بِأَنَّ اللَّهَ مَوْلَى الَّذِينَ آمَنُوا وَأَنَّ الْكَافِرِينَ لَا مَوْلَىٰ لَهُمْ
Fa tena mpiahy ireo mpino tokoa Allah, fa ireo tsy mpino kosa dia tsy mba manam-piahy.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
9Andininy

Fandikana — Mohammady 9

Surah Mohammady Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany satria nankahalan’izy ireo izay nampidinin’I Allah. Ka nataony very…

Surah Andininy 9/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers