Al-Fath · 12/29
Fandikana Fanononana — Al-Fath
بَلْ ظَنَنتُمْ أَن لَّن يَنقَلِبَ الرَّسُولُ وَالْمُؤْمِنُونَ إِلَىٰ أَهْلِيهِمْ أَبَدًا وَزُيِّنَ ذَٰلِكَ فِي قُلُوبِكُمْ وَظَنَنتُمْ ظَنَّ السَّوْءِ وَكُنتُمْ قَوْمًا بُورًا ۝١٢
Bal zanantum al lany yanqalibar Rasoolu walmu`minoona ilaaa ahleehim abadanw wa zuyyina zaalika fee quloobikum wa zanantum zannnas saw`i wa kuntum qawmam booraa
📖 Dikany Malagasy
Noheverinareo fa tsy hiverina any amin’ny fianakaviany intsony ireo mpino sy ny Iraka. Koa dia nibahana tao am-ponareo izany, ary nanana hevi-dratsy ianareo. Ka lasa olom-bery.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Al-Fath

10إِنَّ الَّذِينَ يُبَايِعُونَكَ إِنَّمَا يُبَايِعُونَ اللَّهَ يَدُ اللَّهِ فَوْقَ أَيْدِيهِمْ ۚ فَمَن نَّكَثَ فَإِنَّمَا يَنكُثُ عَلَىٰ نَفْسِهِ ۖ وَمَنْ أَوْفَىٰ بِمَا عَاهَدَ عَلَيْهُ اللَّهَ فَسَيُؤْتِيهِ أَجْرًا عَظِيمًا
Izay manao tokim-panoavana aminao dia manao tokim-panoavana amin’i Allah ihany koa, eo ambonin’ny tanan’izy ireo ny tanan’I Allah. Izay mandika ny fianianana, dia mandika izany ho an’ny tenany ihany; fa izay manatanteraka ny fifanekena tamin’I Allah kosa dia homeny valisoa lehibe tsy ho ela.
11سَيَقُولُ لَكَ الْمُخَلَّفُونَ مِنَ الْأَعْرَابِ شَغَلَتْنَا أَمْوَالُنَا وَأَهْلُونَا فَاسْتَغْفِرْ لَنَا ۚ يَقُولُونَ بِأَلْسِنَتِهِم مَّا لَيْسَ فِي قُلُوبِهِمْ ۚ قُلْ فَمَن يَمْلِكُ لَكُم مِّنَ اللَّهِ شَيْئًا إِنْ أَرَادَ بِكُمْ ضَرًّا أَوْ أَرَادَ بِكُمْ نَفْعًا ۚ بَلْ كَانَ اللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ خَبِيرًا
Ireo arabo mpifindra fonenana sasany tavela taty aoriana, dia hiteny aminao hoe : “Nanahirana anay ireo fanananay sy ireo fianakavianay, koa mangataha famelana ho anay”. Lazain’izy ireo amin’ny lelany izany, fa tsy mitovy ao am-pony. Lazao hoe : “Iza àry no manana fahefana aminareo eo anatrehan’I Allah, raha te-hanasazy anareo Izy, na te-hanao soa anareo ?" Saingy mahafantatra tanteraka izay ataonareo Allah.
12بَلْ ظَنَنتُمْ أَن لَّن يَنقَلِبَ الرَّسُولُ وَالْمُؤْمِنُونَ إِلَىٰ أَهْلِيهِمْ أَبَدًا وَزُيِّنَ ذَٰلِكَ فِي قُلُوبِكُمْ وَظَنَنتُمْ ظَنَّ السَّوْءِ وَكُنتُمْ قَوْمًا بُورًا
Noheverinareo fa tsy hiverina any amin’ny fianakaviany intsony ireo mpino sy ny Iraka. Koa dia nibahana tao am-ponareo izany, ary nanana hevi-dratsy ianareo. Ka lasa olom-bery.
13وَمَن لَّمْ يُؤْمِن بِاللَّهِ وَرَسُولِهِ فَإِنَّا أَعْتَدْنَا لِلْكَافِرِينَ سَعِيرًا
Ary na iza na iza tsy mino an’I Allah sy ny Irany dia hamafisina fa nanomana afo mamaivay Izahay ho an’ireo tsy mpino.
14وَلِلَّهِ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ يَغْفِرُ لِمَن يَشَاءُ وَيُعَذِّبُ مَن يَشَاءُ ۚ وَكَانَ اللَّهُ غَفُورًا رَّحِيمًا
An’I Allah ny fanjakan’ny lanitra sy ny tany .Mamela ny helok’izay tiany havela Izy, ary manafay izay tiany ho faizina. Fa mpamela heloka sy be indrafo hatrany Allah.
Al-FathFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Fath 12

Surah Al-Fath Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Noheverinareo fa tsy hiverina any amin’ny fianakaviany intsony ireo mpino…

Surah Andininy 12/29 — Al-Fath الفتح (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fath Henoy, Al-Fath Fandikana, Al-Fath mp3, Al-Fath pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers