At-Toury · 15/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
أَفَسِحْرٌ هَٰذَا أَمْ أَنتُمْ لَا تُبْصِرُونَ ۝١٥
Afasihrun haazaaaa am antum laa tubsiroon
📖 Dikany Malagasy
Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah At-Toury

13يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.
14هَٰذِهِ النَّارُ الَّتِي كُنتُم بِهَا تُكَذِّبُونَ
Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.
15أَفَسِحْرٌ هَٰذَا أَمْ أَنتُمْ لَا تُبْصِرُونَ
Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?
16اصْلَوْهَا فَاصْبِرُوا أَوْ لَا تَصْبِرُوا سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ ۖ إِنَّمَا تُجْزَوْنَ مَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Miareta ao ianareo ! Na miaritra ianareo na tsy miaritra, dia mitovy ihany izany ho anareo, fa araka izay nataonareo no amaliana anareo.
17إِنَّ الْمُتَّقِينَ فِي جَنَّاتٍ وَنَعِيمٍ
Ho ao amin’ireo zaridaina sy fahasambarana ireo vontom-pinoana,
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — At-Toury 15

Surah At-Toury Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?

Surah Andininy 15/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers