At-Toury · 14/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
هَٰذِهِ النَّارُ الَّتِي كُنتُم بِهَا تُكَذِّبُونَ ۝١٤
Haazihin naarul latee kuntum bihaa tukazziboon
📖 Dikany Malagasy
Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah At-Toury

12الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,
13يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.
14هَٰذِهِ النَّارُ الَّتِي كُنتُم بِهَا تُكَذِّبُونَ
Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.
15أَفَسِحْرٌ هَٰذَا أَمْ أَنتُمْ لَا تُبْصِرُونَ
Majika va izany, sa ianareo no tsy mahita tsara ?
16اصْلَوْهَا فَاصْبِرُوا أَوْ لَا تَصْبِرُوا سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ ۖ إِنَّمَا تُجْزَوْنَ مَا كُنتُمْ تَعْمَلُونَ
Miareta ao ianareo ! Na miaritra ianareo na tsy miaritra, dia mitovy ihany izany ho anareo, fa araka izay nataonareo no amaliana anareo.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — At-Toury 14

Surah At-Toury Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro ny afo, izay noheverinareo ho lainga.

Surah Andininy 14/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers