An-Najm · 50/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَأَنَّهُ أَهْلَكَ عَادًا الْأُولَىٰ ۝٥٠
Wa annahooo ahlak a `Aadanil oolaa
📖 Dikany Malagasy
Izy no nandringana ireo Aad taloha.

🎧 Henoy


📜 Andininy 48-52 — Surah An-Najm

48وَأَنَّهُ هُوَ أَغْنَىٰ وَأَقْنَىٰ
Ary Izy no mampanan-karena sy mampahazo.
49وَأَنَّهُ هُوَ رَبُّ الشِّعْرَىٰ
Izy no Tompon’ny kintana Sirius.
50وَأَنَّهُ أَهْلَكَ عَادًا الْأُولَىٰ
Izy no nandringana ireo Aad taloha.
51وَثَمُودَ فَمَا أَبْقَىٰ
Toy izany koa ireo Tamod, ka nataony tsy nisy tavela.
52وَقَوْمَ نُوحٍ مِّن قَبْلُ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا هُمْ أَظْلَمَ وَأَطْغَىٰ
Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy mpihoa-pefy tokoa izy ireo.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
50Andininy

Fandikana — An-Najm 50

Surah An-Najm Andininy 50 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no nandringana ireo Aad taloha.

Surah Andininy 50/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 48–52. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers