An-Najm · 51/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
وَثَمُودَ فَمَا أَبْقَىٰ ۝٥١
Wa samooda famaaa abqaa
📖 Dikany Malagasy
Toy izany koa ireo Tamod, ka nataony tsy nisy tavela.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 49-53 — Surah An-Najm

49وَأَنَّهُ هُوَ رَبُّ الشِّعْرَىٰ
Izy no Tompon’ny kintana Sirius.
50وَأَنَّهُ أَهْلَكَ عَادًا الْأُولَىٰ
Izy no nandringana ireo Aad taloha.
51وَثَمُودَ فَمَا أَبْقَىٰ
Toy izany koa ireo Tamod, ka nataony tsy nisy tavela.
52وَقَوْمَ نُوحٍ مِّن قَبْلُ ۖ إِنَّهُمْ كَانُوا هُمْ أَظْلَمَ وَأَطْغَىٰ
Sy ny vahoakan’i Noa taloha, tena olon’ny tsy fahamarinana sy mpihoa-pefy tokoa izy ireo.
53وَالْمُؤْتَفِكَةَ أَهْوَىٰ
Naringany toy izany koa ireo tanàna nivadika.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — An-Najm 51

Surah An-Najm Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy izany koa ireo Tamod, ka nataony tsy nisy tavela.

Surah Andininy 51/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers