Al-Qamar · 13/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَحَمَلْنَاهُ عَلَىٰ ذَاتِ أَلْوَاحٍ وَدُسُرٍ ١٣
Transliteration
Wa hamalnaahu `alaa zaati alwaahinw wa dusur
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 11-15 — Al-Qamar
11فَفَتَحْنَا أَبْوَابَ السَّمَاءِ بِمَاءٍ مُّنْهَمِرٍ
Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratra
12وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.
13وَحَمَلْنَاهُ عَلَىٰ ذَاتِ أَلْوَاحٍ وَدُسُرٍ
Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.
14تَجْرِي بِأَعْيُنِنَا جَزَاءً لِّمَن كَانَ كُفِرَ
Nitsingevana teo ambany masonay ny valisoa ho an’ilay nolavina.
15وَلَقَد تَّرَكْنَاهَا آيَةً فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Ary navelanay ho toy ny famantarana izany mba misy mieritreritra va ?
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
13Andininy
Fandikana — Al-Qamar 13
Surah Al-Qamar Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.Surah Andininy 13/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








