Al-Qamar · 12/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ ۝١٢
Wa fajjamal arda `uyoonan faltaqal maaa`u `alaaa amrin qad qudir
📖 Dikany Malagasy
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Al-Qamar

10فَدَعَا رَبَّهُ أَنِّي مَغْلُوبٌ فَانتَصِرْ
Dia niantso ny Tompony izy hoe : “ Resy aho, ka apandreseo ! ”
11فَفَتَحْنَا أَبْوَابَ السَّمَاءِ بِمَاءٍ مُّنْهَمِرٍ
Dia nosokafanay ireo varavaran’ny lanitra, ho amin’ny ranon'oram-baratra
12وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.
13وَحَمَلْنَاهُ عَلَىٰ ذَاتِ أَلْوَاحٍ وَدُسُرٍ
Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.
14تَجْرِي بِأَعْيُنِنَا جَزَاءً لِّمَن كَانَ كُفِرَ
Nitsingevana teo ambany masonay ny valisoa ho an’ilay nolavina.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Qamar 12

Surah Al-Qamar Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo…

Surah Andininy 12/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers