Al-Qamar · 14/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
تَجْرِي بِأَعْيُنِنَا جَزَاءً لِّمَن كَانَ كُفِرَ ۝١٤
Tajree bi a`yuninaa jazaaa `al liman kaana kufir
📖 Dikany Malagasy
Nitsingevana teo ambany masonay ny valisoa ho an’ilay nolavina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Al-Qamar

12وَفَجَّرْنَا الْأَرْضَ عُيُونًا فَالْتَقَى الْمَاءُ عَلَىٰ أَمْرٍ قَدْ قُدِرَ
Ary napoitranay avy amin'ny tany ireo loharano, ka nifanena ireo rano ireo araka ny fandaharana efa voafetra.
13وَحَمَلْنَاهُ عَلَىٰ ذَاتِ أَلْوَاحٍ وَدُسُرٍ
Dia noentinay tamin'ny zavatra vita amin’ny hazo, sy fantsika izy.
14تَجْرِي بِأَعْيُنِنَا جَزَاءً لِّمَن كَانَ كُفِرَ
Nitsingevana teo ambany masonay ny valisoa ho an’ilay nolavina.
15وَلَقَد تَّرَكْنَاهَا آيَةً فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Ary navelanay ho toy ny famantarana izany mba misy mieritreritra va ?
16فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-Qamar 14

Surah Al-Qamar Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nitsingevana teo ambany masonay ny valisoa ho an’ilay nolavina.

Surah Andininy 14/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers