Ar-Rahman · 14/78
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Rahman
خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن صَلْصَالٍ كَالْفَخَّارِ ۝١٤
Khalaqal insaana min salsaalin kalfakhkhaari
📖 Dikany Malagasy
Nohariany avy amin’ny tanimanga maneno toy ny vilanitany ny olombelona.

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah Ar-Rahman

12وَالْحَبُّ ذُو الْعَصْفِ وَالرَّيْحَانُ
Toy ireo voa amin’ny akorany sy ireo zava-maniry manitra.
13فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
14خَلَقَ الْإِنسَانَ مِن صَلْصَالٍ كَالْفَخَّارِ
Nohariany avy amin’ny tanimanga maneno toy ny vilanitany ny olombelona.
15وَخَلَقَ الْجَانَّ مِن مَّارِجٍ مِّن نَّارٍ
Ary Nohariany avy amin’ny lelan’afo tsy misy setroka ny djiny.
16فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
14Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 14

Surah Ar-Rahman Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nohariany avy amin’ny tanimanga maneno toy ny vilanitany ny olombelona.

Surah Andininy 14/78 — Surah Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Rahman Henoy, Surah Ar-Rahman Fandikana, Surah Ar-Rahman mp3, Surah Ar-Rahman pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers