Al-Waqi'ah · 42/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فِي سَمُومٍ وَحَمِيمٍ ۝٤٢
Fee samoominw wa hameem
📖 Dikany Malagasy
Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 40-44 — Surah Al-Waqi'ah

40وَثُلَّةٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Ary maro ihany koa no voafidy tamin’ireo taranaka farany.
41وَأَصْحَابُ الشِّمَالِ مَا أَصْحَابُ الشِّمَالِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
42فِي سَمُومٍ وَحَمِيمٍ
Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.
43وَظِلٍّ مِّن يَحْمُومٍ
Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.
44لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
42Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 42

Surah Al-Waqi'ah Andininy 42 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.

Surah Andininy 42/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 40–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers