Al-Waqi'ah · 43/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَظِلٍّ مِّن يَحْمُومٍ ۝٤٣
Wa zillim miny yahmoom
📖 Dikany Malagasy
Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-45 — Surah Al-Waqi'ah

41وَأَصْحَابُ الشِّمَالِ مَا أَصْحَابُ الشِّمَالِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
42فِي سَمُومٍ وَحَمِيمٍ
Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.
43وَظِلٍّ مِّن يَحْمُومٍ
Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.
44لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.
45إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 43

Surah Al-Waqi'ah Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.

Surah Andininy 43/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 41–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers