Al-Waqi'ah · 44/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ ۝٤٤
Laa baaridinw wa laa kareem
📖 Dikany Malagasy
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 42-46 — Surah Al-Waqi'ah

42فِي سَمُومٍ وَحَمِيمٍ
Ho ao afovoan’ny rivotra mamay sy rano mangotraka izy ireo.
43وَظِلٍّ مِّن يَحْمُومٍ
Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.
44لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.
45إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.
46وَكَانُوا يُصِرُّونَ عَلَى الْحِنثِ الْعَظِيمِ
Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
44Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 44

Surah Al-Waqi'ah Andininy 44 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.

Surah Andininy 44/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 42–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers