Al-Waqi'ah · 45/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ ۝٤٥
Innaahum kaanoo qabla zaalika mutrafeen
📖 Dikany Malagasy
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 43-47 — Surah Al-Waqi'ah

43وَظِلٍّ مِّن يَحْمُومٍ
Eo amin’ny alokin'ny setroka mainty.
44لَّا بَارِدٍ وَلَا كَرِيمٍ
Sady tsy mangatsiatsiaka no tsy malefaka.
45إِنَّهُمْ كَانُوا قَبْلَ ذَٰلِكَ مُتْرَفِينَ
Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.
46وَكَانُوا يُصِرُّونَ عَلَى الْحِنثِ الْعَظِيمِ
Ary nilomamo tao anatin’ny fahotana lehibe (izy ireo).
47وَكَانُوا يَقُولُونَ أَئِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا وَعِظَامًا أَإِنَّا لَمَبْعُوثُونَ
Ka niteny hoe : “ Rehefa maty ka ho vovoka sy taolana izahay dia mbola ho hatsangana va ?"
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 45

Surah Al-Waqi'ah Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niaina tao anatin’ny adalana izy ireo taloha.

Surah Andininy 45/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 43–47. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers