Al-Waqi'ah · 52/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ ۝٥٢
La aakiloona min shaja rim min zaqqoom
📖 Dikany Malagasy
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 50-54 — Surah Al-Waqi'ah

50لَمَجْمُوعُونَ إِلَىٰ مِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.
51ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
52لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.
53فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ
Ka hameno kibo amin’izany.
54فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
52Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 52

Surah Al-Waqi'ah Andininy 52 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe)…

Surah Andininy 52/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 50–54. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers