Al-Waqi'ah · 51/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ ۝٥١
summa innakum ayyuhad daaalloonal mukazziboon
📖 Dikany Malagasy
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
🎧 Henoy

📜 Andininy 49-53 — Al-Waqi'ah

49قُلْ إِنَّ الْأَوَّلِينَ وَالْآخِرِينَ
Dia lazao hoe : “ Marina fa ireo voalohany sy ireo farany"
50لَمَجْمُوعُونَ إِلَىٰ مِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Dia havory avokoa amin’ny fotoan’ilay andro efa fantatra.
51ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
52لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.
53فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ
Ka hameno kibo amin’izany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
51Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 51

Surah Al-Waqi'ah Andininy 51 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.

Surah Andininy 51/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 49–53. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers