Al-Waqi'ah · 53/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ ۝٥٣
Famaali`oona minhal butoon
📖 Dikany Malagasy
Ka hameno kibo amin’izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 51-55 — Surah Al-Waqi'ah

51ثُمَّ إِنَّكُمْ أَيُّهَا الضَّالُّونَ الْمُكَذِّبُونَ
Ary ianareo diso lalana, izay niampanga izany ho lainga.
52لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.
53فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ
Ka hameno kibo amin’izany.
54فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.
55فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 53

Surah Al-Waqi'ah Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hameno kibo amin’izany.

Surah Andininy 53/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers