Al-Waqi'ah · 54/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ ۝٥٤
Fashaariboona `alaihi minal hameem
📖 Dikany Malagasy
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 52-56 — Surah Al-Waqi'ah

52لَآكِلُونَ مِن شَجَرٍ مِّن زَقُّومٍ
Dia tsy maintsy hihinana amin’ny hazon’ny zaqqoum (hazo mangidin’ny afobe) ianareo.
53فَمَالِئُونَ مِنْهَا الْبُطُونَ
Ka hameno kibo amin’izany.
54فَشَارِبُونَ عَلَيْهِ مِنَ الْحَمِيمِ
Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.
55فَشَارِبُونَ شُرْبَ الْهِيمِ
Hisotro amin’izany tahaka ny fisotroan’ny rameva mangetaheta ianareo.
56هَٰذَا نُزُلُهُمْ يَوْمَ الدِّينِ
Izany no anjara haroso azy ireo amin’ny andro famaliana.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
54Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 54

Surah Al-Waqi'ah Andininy 54 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sady hisotro rano mangotraka(maimbo) ianareo ankoatr’izany.

Surah Andininy 54/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 52–56. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers