Al-Hashr · 13/24
Fandikana Fanononana — Al-Hashr
لَأَنتُمْ أَشَدُّ رَهْبَةً فِي صُدُورِهِم مِّنَ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَفْقَهُونَ ۝١٣
La antum ashaddu rahbatan fee sudoorihim minal laah; zaalika bi annahum qawmul laa yafqahoon
📖 Dikany Malagasy
Mampiditra tahotra ao am-pon’izy ireo ianareo, nihoatra an’I Allah satria olona tsy mandinika izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 11-15 — Al-Hashr

11۞ أَلَمْ تَرَ إِلَى الَّذِينَ نَافَقُوا يَقُولُونَ لِإِخْوَانِهِمُ الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَئِنْ أُخْرِجْتُمْ لَنَخْرُجَنَّ مَعَكُمْ وَلَا نُطِيعُ فِيكُمْ أَحَدًا أَبَدًا وَإِن قُوتِلْتُمْ لَنَنصُرَنَّكُمْ وَاللَّهُ يَشْهَدُ إِنَّهُمْ لَكَاذِبُونَ
Tsy hitanao va, ireo mpihatsaravelatsihy izay miteny amin’ireo rahalahiny tsy mino amin’ireo olon’ny Boky hoe : Raha voaroaka ianareo, dia hiaraka aminareo tokoa izahay, ary tsy hankato olona manohitra anareo mihitsy ; fa raha misy manafika ianareo, dia hamonjy anareo tokoa izahay, Allah anefa dia manamafy, fa mpandainga tokoa izy ireo.
12لَئِنْ أُخْرِجُوا لَا يَخْرُجُونَ مَعَهُمْ وَلَئِن قُوتِلُوا لَا يَنصُرُونَهُمْ وَلَئِن نَّصَرُوهُمْ لَيُوَلُّنَّ الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يُنصَرُونَ
Raha voaroaka izy ireo, dia tsy hiaraka aminy velively izy ireny ; ary raha misy manafika izy ireo, dia tsy hamonjy akory izy ireny, fa na hamonjy aza, dia azo antoka fa hanome lamosina, ka tsy ho voavonjy mihitsy izy ireo.
13لَأَنتُمْ أَشَدُّ رَهْبَةً فِي صُدُورِهِم مِّنَ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَفْقَهُونَ
Mampiditra tahotra ao am-pon’izy ireo ianareo, nihoatra an’I Allah satria olona tsy mandinika izy ireo.
14لَا يُقَاتِلُونَكُمْ جَمِيعًا إِلَّا فِي قُرًى مُّحَصَّنَةٍ أَوْ مِن وَرَاءِ جُدُرٍ ۚ بَأْسُهُم بَيْنَهُمْ شَدِيدٌ ۚ تَحْسَبُهُمْ جَمِيعًا وَقُلُوبُهُمْ شَتَّىٰ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ قَوْمٌ لَّا يَعْقِلُونَ
Tsy hifarimbona hiady aminareo izy ireo, afa-tsy ao anaty tanàna nohamafisina, na avy any ambadiky ny tamboho. mafy ny tsy fifanarahan’izy ireo, heverinao fa miray hina izy ireo, kanefa mizarazara ny fony ! Satria olona tsy misaina izy ireo.
15كَمَثَلِ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ قَرِيبًا ۖ ذَاقُوا وَبَالَ أَمْرِهِمْ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Mitovy amin’ireo talohan'izy ireo, izay nanandrana ny vokatry ny fitondran-tenany, ka hahazo famaizana mamirifiry.
Al-HashrFizahan-takila Koraña
24Andininy
MedinanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-Hashr 13

Surah Al-Hashr Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampiditra tahotra ao am-pon’izy ireo ianareo, nihoatra an’I Allah satria…

Surah Andininy 13/24 — Al-Hashr الحشر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hashr Henoy, Al-Hashr Fandikana, Al-Hashr mp3, Al-Hashr pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers