Al-An'am · 133/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَرَبُّكَ الْغَنِيُّ ذُو الرَّحْمَةِ ۚ إِن يَشَأْ يُذْهِبْكُمْ وَيَسْتَخْلِفْ مِن بَعْدِكُم مَّا يَشَاءُ كَمَا أَنشَأَكُم مِّن ذُرِّيَّةِ قَوْمٍ آخَرِينَ ١٣٣
Transliteration
Wa Rabbukal ghaniyyu zur rahmah; iny yashaaa yuz hibkum wa yastakhlif mim ba`dikum wa yastakhlif mim ba`dikum maa yashaaa`u kamaaa ansha akum min zurriyyati qawmin aakhareen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ny Tomponao Ilay mpanan-karena sy Tompon’ny famindram-po. Raha sitrany dia ho nofoanany ianareo ary ho soloiny hafa aorianareo araka izay sitrany, tahaka ny nanamboarany anareo avy amin’ny taranaky ny vahoaka hafa.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 131-135 — Al-An'am
131ذَٰلِكَ أَن لَّمْ يَكُن رَّبُّكَ مُهْلِكَ الْقُرَىٰ بِظُلْمٍ وَأَهْلُهَا غَافِلُونَ
Koa satria, ny Tomponao dia tsy mamotika amin’ny tsy rariny ireo tanàna raha mbola tsy nahazo fampitandremana ny vahoaka ao aminy.
132وَلِكُلٍّ دَرَجَاتٌ مِّمَّا عَمِلُوا ۚ وَمَا رَبُّكَ بِغَافِلٍ عَمَّا يَعْمَلُونَ
Ho an’ny tsirairay, ireo ambaratonga amin’izay asa nataon’izy ireo. Ary ny Tomponao dia tsy mba variana amin’izay asa ataon’izy ireo.
133وَرَبُّكَ الْغَنِيُّ ذُو الرَّحْمَةِ ۚ إِن يَشَأْ يُذْهِبْكُمْ وَيَسْتَخْلِفْ مِن بَعْدِكُم مَّا يَشَاءُ كَمَا أَنشَأَكُم مِّن ذُرِّيَّةِ قَوْمٍ آخَرِينَ
Ary ny Tomponao Ilay mpanan-karena sy Tompon’ny famindram-po. Raha sitrany dia ho nofoanany ianareo ary ho soloiny hafa aorianareo araka izay sitrany, tahaka ny nanamboarany anareo avy amin’ny taranaky ny vahoaka hafa.
134إِنَّ مَا تُوعَدُونَ لَآتٍ ۖ وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ
Marina fa izay nampanantenaina anareo dia tena ho tonga tokoa, ka tsy afaka hampihena ny heriny velively ianareo.
135قُلْ يَا قَوْمِ اعْمَلُوا عَلَىٰ مَكَانَتِكُمْ إِنِّي عَامِلٌ ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ مَن تَكُونُ لَهُ عَاقِبَةُ الدَّارِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ
Teneno hoe : “Oh ry vahoakako ! Miasà ianareo araka ny fomba fiasanareo, ary izaho koa dia hiasa araka ny fomba fiasako. Ka ho fantatrareo tsy ho ela iza no hahazo ny fiafaran-toerana tsara. Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
133Andininy
Fandikana — Al-An'am 133
Surah Al-An'am Andininy 133 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny Tomponao Ilay mpanan-karena sy Tompon’ny famindram-po. Raha sitrany…Surah Andininy 133/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 131–135. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








