Al-An'am · 134/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
إِنَّ مَا تُوعَدُونَ لَآتٍ ۖ وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ ١٣٤
Transliteration
Inna maa too`adoona la aatinw wa maaa antum bimu`jizeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Marina fa izay nampanantenaina anareo dia tena ho tonga tokoa, ka tsy afaka hampihena ny heriny velively ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 132-136 — Al-An'am
132وَلِكُلٍّ دَرَجَاتٌ مِّمَّا عَمِلُوا ۚ وَمَا رَبُّكَ بِغَافِلٍ عَمَّا يَعْمَلُونَ
Ho an’ny tsirairay, ireo ambaratonga amin’izay asa nataon’izy ireo. Ary ny Tomponao dia tsy mba variana amin’izay asa ataon’izy ireo.
133وَرَبُّكَ الْغَنِيُّ ذُو الرَّحْمَةِ ۚ إِن يَشَأْ يُذْهِبْكُمْ وَيَسْتَخْلِفْ مِن بَعْدِكُم مَّا يَشَاءُ كَمَا أَنشَأَكُم مِّن ذُرِّيَّةِ قَوْمٍ آخَرِينَ
Ary ny Tomponao Ilay mpanan-karena sy Tompon’ny famindram-po. Raha sitrany dia ho nofoanany ianareo ary ho soloiny hafa aorianareo araka izay sitrany, tahaka ny nanamboarany anareo avy amin’ny taranaky ny vahoaka hafa.
134إِنَّ مَا تُوعَدُونَ لَآتٍ ۖ وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ
Marina fa izay nampanantenaina anareo dia tena ho tonga tokoa, ka tsy afaka hampihena ny heriny velively ianareo.
135قُلْ يَا قَوْمِ اعْمَلُوا عَلَىٰ مَكَانَتِكُمْ إِنِّي عَامِلٌ ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ مَن تَكُونُ لَهُ عَاقِبَةُ الدَّارِ ۗ إِنَّهُ لَا يُفْلِحُ الظَّالِمُونَ
Teneno hoe : “Oh ry vahoakako ! Miasà ianareo araka ny fomba fiasanareo, ary izaho koa dia hiasa araka ny fomba fiasako. Ka ho fantatrareo tsy ho ela iza no hahazo ny fiafaran-toerana tsara. Tena marina fa tsy hahita fahombiazana mihitsy ireo mpanao ny tsy rariny.
136وَجَعَلُوا لِلَّهِ مِمَّا ذَرَأَ مِنَ الْحَرْثِ وَالْأَنْعَامِ نَصِيبًا فَقَالُوا هَٰذَا لِلَّهِ بِزَعْمِهِمْ وَهَٰذَا لِشُرَكَائِنَا ۖ فَمَا كَانَ لِشُرَكَائِهِمْ فَلَا يَصِلُ إِلَى اللَّهِ ۖ وَمَا كَانَ لِلَّهِ فَهُوَ يَصِلُ إِلَىٰ شُرَكَائِهِمْ ۗ سَاءَ مَا يَحْكُمُونَ
Ary natokan’izy ireo ho an’I Allah ny ampahany tamin’izay nohariany amin’ny vokatra sy ireo biby fiompy, ka niteny izy ireo nanao hoe : Ity dia ho an’I Allah araka ny hambon’izy ireo, ary ity kosa ho an’ny Sampinay”. Ka izay natokana ho an’ny sampin’izy ireo dia tsy ho tonga any amin’I Allah, fa izay natokana ho an’I Allah kosa dia ho tonga any amin’ny sampin’izy ireo, ratsy tokoa izany fitsaran’izy ireo izany !
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
134Andininy
Fandikana — Al-An'am 134
Surah Al-An'am Andininy 134 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa izay nampanantenaina anareo dia tena ho tonga tokoa,…Surah Andininy 134/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 132–136. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








