Al-An'am · 9/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَلَوْ جَعَلْنَاهُ مَلَكًا لَّجَعَلْنَاهُ رَجُلًا وَلَلَبَسْنَا عَلَيْهِم مَّا يَلْبِسُونَ ۝٩
Wa law ja`alnaahu malakal laja`alnaahu rajulanw wa lalabasnaa `alaihim maa yalbisoon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nataonay Anjely izy dia tsy maintsy nataonay hanana endrika lehilahy, ka mbola nataonay tsy hazava amin’izy ireo ihany tahaka ny tsy mampazava izany amin’izy ireo ankehitriny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 7-11 — Al-An'am

7وَلَوْ نَزَّلْنَا عَلَيْكَ كِتَابًا فِي قِرْطَاسٍ فَلَمَسُوهُ بِأَيْدِيهِمْ لَقَالَ الَّذِينَ كَفَرُوا إِنْ هَٰذَا إِلَّا سِحْرٌ مُّبِينٌ
Ary na dia nampidina taminao ny Boky vita amin’ny taratasy Izahay ka nokasihan’izy ireo tamin’ny tànan’izy ireo izany, dia mbola ho niteny ihany ireo izay tsy nino nanao hoe : “Tsy inona ity fa fanova-maso miharihary !”.
8وَقَالُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ مَلَكٌ ۖ وَلَوْ أَنزَلْنَا مَلَكًا لَّقُضِيَ الْأَمْرُ ثُمَّ لَا يُنظَرُونَ
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “nahoana no tsy nampidinina taminy ny Anjely ?” Nefa raha nampidina Anjely Izahay dia tena tapitra teo ny raharaha ary tsy nomena fe-potoana intsony izy ireo.
9وَلَوْ جَعَلْنَاهُ مَلَكًا لَّجَعَلْنَاهُ رَجُلًا وَلَلَبَسْنَا عَلَيْهِم مَّا يَلْبِسُونَ
Ary raha nataonay Anjely izy dia tsy maintsy nataonay hanana endrika lehilahy, ka mbola nataonay tsy hazava amin’izy ireo ihany tahaka ny tsy mampazava izany amin’izy ireo ankehitriny.
10وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary efa niharan'ny fanesoana tokoa ireo iraka talohanao ka dia niverina tamin'ireo naneso ny fanesoana nataony.
11قُلْ سِيرُوا فِي الْأَرْضِ ثُمَّ انظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُكَذِّبِينَ
Teneno hoe: "Mandehana Ianareo maneran-tany rehetra, avy eo jereo ahoana ny fiafaran’ireo mpilaza lainga".
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-An'am 9

Surah Al-An'am Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nataonay Anjely izy dia tsy maintsy nataonay hanana…

Surah Andininy 9/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers