Al-An'am · 10/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ ۝١٠
Wa laqadis tuhzi`a bi-Rusulim min qablika fahaaqa billazeena sakhiroo minhum maa kaanoo bihee yastahzi`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary efa niharan'ny fanesoana tokoa ireo iraka talohanao ka dia niverina tamin'ireo naneso ny fanesoana nataony.
🎧 Henoy

📜 Andininy 8-12 — Al-An'am

8وَقَالُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ مَلَكٌ ۖ وَلَوْ أَنزَلْنَا مَلَكًا لَّقُضِيَ الْأَمْرُ ثُمَّ لَا يُنظَرُونَ
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “nahoana no tsy nampidinina taminy ny Anjely ?” Nefa raha nampidina Anjely Izahay dia tena tapitra teo ny raharaha ary tsy nomena fe-potoana intsony izy ireo.
9وَلَوْ جَعَلْنَاهُ مَلَكًا لَّجَعَلْنَاهُ رَجُلًا وَلَلَبَسْنَا عَلَيْهِم مَّا يَلْبِسُونَ
Ary raha nataonay Anjely izy dia tsy maintsy nataonay hanana endrika lehilahy, ka mbola nataonay tsy hazava amin’izy ireo ihany tahaka ny tsy mampazava izany amin’izy ireo ankehitriny.
10وَلَقَدِ اسْتُهْزِئَ بِرُسُلٍ مِّن قَبْلِكَ فَحَاقَ بِالَّذِينَ سَخِرُوا مِنْهُم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary efa niharan'ny fanesoana tokoa ireo iraka talohanao ka dia niverina tamin'ireo naneso ny fanesoana nataony.
11قُلْ سِيرُوا فِي الْأَرْضِ ثُمَّ انظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُكَذِّبِينَ
Teneno hoe: "Mandehana Ianareo maneran-tany rehetra, avy eo jereo ahoana ny fiafaran’ireo mpilaza lainga".
12قُل لِّمَن مَّا فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ قُل لِّلَّهِ ۚ كَتَبَ عَلَىٰ نَفْسِهِ الرَّحْمَةَ ۚ لَيَجْمَعَنَّكُمْ إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “An’iza ny an'ny an-danitra sy ny eto an-tany?” Teneno hoe : “An’i Allah". Izy dia nandidy ny famindram-po ho amin'ny tenany. Tsy maintsy hamory anareo Izy amin’ny andro fitsanganan , tsy misy fisalasalana ny amin’izany. Ireo izay nahafaty antoka ny tenany dia tsy hino velively izy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-An'am 10

Surah Al-An'am Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa niharan'ny fanesoana tokoa ireo iraka talohanao ka dia…

Surah Andininy 10/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers