Al-Qalam · 4/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qalam
وَإِنَّكَ لَعَلَىٰ خُلُقٍ عَظِيمٍ ۝٤
Wa innaka la`alaa khuluqin `azeem
📖 Dikany Malagasy
Hamafisina fa ianao dia ambony toetra mendrika tokoa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Qalam

2مَا أَنتَ بِنِعْمَةِ رَبِّكَ بِمَجْنُونٍ
Fa tsy adala akory ianao nohon'ny fahasoavan'i Tomponao.
3وَإِنَّ لَكَ لَأَجْرًا غَيْرَ مَمْنُونٍ
Ary hamafisina fa hisy valisoa tsy hitsahatra mihitsy ho anao.
4وَإِنَّكَ لَعَلَىٰ خُلُقٍ عَظِيمٍ
Hamafisina fa ianao dia ambony toetra mendrika tokoa.
5فَسَتُبْصِرُ وَيُبْصِرُونَ
Ho hitanao ary ho hitan'izy ireo ihany koa.
6بِأَييِّكُمُ الْمَفْتُونُ
Fa iza aminareo no very saina ?
Al-QalamFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Qalam 4

Surah Al-Qalam Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hamafisina fa ianao dia ambony toetra mendrika tokoa.

Surah Andininy 4/52 — Surah Al-Qalam القلم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qalam Henoy, Surah Al-Qalam Fandikana, Surah Al-Qalam mp3, Surah Al-Qalam pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers