Al-Haqqah · 33/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
إِنَّهُ كَانَ لَا يُؤْمِنُ بِاللَّهِ الْعَظِيمِ ۝٣٣
Innahoo kaana laa yu`minubillaahil `Azeem
📖 Dikany Malagasy
Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 31-35 — Surah Al-Haqqah

31ثُمَّ الْجَحِيمَ صَلُّوهُ
Avy eo dia doroy any amin’ny afo mamaivay.
32ثُمَّ فِي سِلْسِلَةٍ ذَرْعُهَا سَبْعُونَ ذِرَاعًا فَاسْلُكُوهُ
Ary dia fatory amin’ny rojo mirefy fitopolo kiho.
33إِنَّهُ كَانَ لَا يُؤْمِنُ بِاللَّهِ الْعَظِيمِ
Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.
34وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.
35فَلَيْسَ لَهُ الْيَوْمَ هَاهُنَا حَمِيمٌ
Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 33

Surah Al-Haqqah Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.

Surah Andininy 33/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers