Al-Haqqah · 34/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ ۝٣٤
wa laa yahuddu `alaa ta`aamil miskeen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah Al-Haqqah

32ثُمَّ فِي سِلْسِلَةٍ ذَرْعُهَا سَبْعُونَ ذِرَاعًا فَاسْلُكُوهُ
Ary dia fatory amin’ny rojo mirefy fitopolo kiho.
33إِنَّهُ كَانَ لَا يُؤْمِنُ بِاللَّهِ الْعَظِيمِ
Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.
34وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.
35فَلَيْسَ لَهُ الْيَوْمَ هَاهُنَا حَمِيمٌ
Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.
36وَلَا طَعَامٌ إِلَّا مِنْ غِسْلِينٍ
Ary tsisy sakafo hafa afa-tsy nàna.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 34

Surah Al-Haqqah Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.

Surah Andininy 34/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers