Al-Haqqah · 36/52
Fandikana Fanononana — Al-Haqqah
وَلَا طَعَامٌ إِلَّا مِنْ غِسْلِينٍ ۝٣٦
Wa laa ta`aamun illaa min ghisleen
📖 Dikany Malagasy
Ary tsisy sakafo hafa afa-tsy nàna.
🎧 Henoy

📜 Andininy 34-38 — Al-Haqqah

34وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.
35فَلَيْسَ لَهُ الْيَوْمَ هَاهُنَا حَمِيمٌ
Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.
36وَلَا طَعَامٌ إِلَّا مِنْ غِسْلِينٍ
Ary tsisy sakafo hafa afa-tsy nàna.
37لَّا يَأْكُلُهُ إِلَّا الْخَاطِئُونَ
Ireo meloka ihany no hihinana izany.
38فَلَا أُقْسِمُ بِمَا تُبْصِرُونَ
Tsia;mianiana amin’izay hitanareo Aho.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 36

Surah Al-Haqqah Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsisy sakafo hafa afa-tsy nàna.

Surah Andininy 36/52 — Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Haqqah Henoy, Al-Haqqah Fandikana, Al-Haqqah mp3, Al-Haqqah pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers