Al-Haqqah · 35/52
Fandikana Fanononana — Surah Al-Haqqah
فَلَيْسَ لَهُ الْيَوْمَ هَاهُنَا حَمِيمٌ ۝٣٥
Falaysa lahul yawma haahunaa hameem
📖 Dikany Malagasy
Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.

🎧 Henoy


📜 Andininy 33-37 — Surah Al-Haqqah

33إِنَّهُ كَانَ لَا يُؤْمِنُ بِاللَّهِ الْعَظِيمِ
Satria tsy nino an'I Allah ilay tena Lehibe izy ireo.
34وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ الْمِسْكِينِ
Ary tsy namporisika hanome sakafo ho an’ny mahantra.
35فَلَيْسَ لَهُ الْيَوْمَ هَاهُنَا حَمِيمٌ
Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.
36وَلَا طَعَامٌ إِلَّا مِنْ غِسْلِينٍ
Ary tsisy sakafo hafa afa-tsy nàna.
37لَّا يَأْكُلُهُ إِلَّا الْخَاطِئُونَ
Ireo meloka ihany no hihinana izany.
Al-HaqqahFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Al-Haqqah 35

Surah Al-Haqqah Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy misy namana mihitsy izy eto anio.

Surah Andininy 35/52 — Surah Al-Haqqah الحاقة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Haqqah Henoy, Surah Al-Haqqah Fandikana, Surah Al-Haqqah mp3, Surah Al-Haqqah pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers