Al-A'raf · 10/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَلَقَدْ مَكَّنَّاكُمْ فِي الْأَرْضِ وَجَعَلْنَا لَكُمْ فِيهَا مَعَايِشَ ۗ قَلِيلًا مَّا تَشْكُرُونَ ۝١٠
Wa laqad makkannaakum fil ardi wa ja`alnaa lakum feehaa ma`aayish; qaleelam maa tashkuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary tena nomenay fahefana ianareo teny ambonin-tany ary nomenay anjara fivelomana koa ianareo teny. Saingy zara fa mankasitraka ianareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 8-12 — Al-A'raf

8وَالْوَزْنُ يَوْمَئِذٍ الْحَقُّ ۚ فَمَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Ary ny fandanjana amin’izany andro izany dia ho ara-dalàna tokoa, ka izay navesa-danja ny asa vitany dia izy ireny no hahazo ny fahombiazana.
9وَمَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ فَأُولَٰئِكَ الَّذِينَ خَسِرُوا أَنفُسَهُم بِمَا كَانُوا بِآيَاتِنَا يَظْلِمُونَ
Ary izay maivan-danja kosa ny asa vitany dia izy ireny no hiharan’ny faty antoka amin’ny tenany noho izy ireo nanao ny tsy rariny teo anatrehan’ireo fanambaranay.
10وَلَقَدْ مَكَّنَّاكُمْ فِي الْأَرْضِ وَجَعَلْنَا لَكُمْ فِيهَا مَعَايِشَ ۗ قَلِيلًا مَّا تَشْكُرُونَ
Ary tena nomenay fahefana ianareo teny ambonin-tany ary nomenay anjara fivelomana koa ianareo teny. Saingy zara fa mankasitraka ianareo.
11وَلَقَدْ خَلَقْنَاكُمْ ثُمَّ صَوَّرْنَاكُمْ ثُمَّ قُلْنَا لِلْمَلَائِكَةِ اسْجُدُوا لِآدَمَ فَسَجَدُوا إِلَّا إِبْلِيسَ لَمْ يَكُن مِّنَ السَّاجِدِينَ
Ary tena nahary anareo Izahay, ary efa nomenay bika aman’endrika ianareo, avy eo niteny Izahay tamin’ireo Anjely nanao hoe : “Miankohofa eo anatrehan’I Adama ianareo”. Dia niankohoka daholo izy ireo afa-tsy Iblis, tsy mba anisan’ireo niankohoka izy.
12قَالَ مَا مَنَعَكَ أَلَّا تَسْجُدَ إِذْ أَمَرْتُكَ ۖ قَالَ أَنَا خَيْرٌ مِّنْهُ خَلَقْتَنِي مِن نَّارٍ وَخَلَقْتَهُ مِن طِينٍ
Niteny Izy nanao hoe : “Inona no nanakana anao tsy niankohoka rehefa nodidiako?” Niteny izy hoe : “Izaho dia tsara kokoa noho izy, noharianao tamin’ny afo aho ary izy kosa noharianao avy tamin’ny tany manga”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-A'raf 10

Surah Al-A'raf Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena nomenay fahefana ianareo teny ambonin-tany ary nomenay anjara…

Surah Andininy 10/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers