Al-A'raf · 186/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
مَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَلَا هَادِيَ لَهُ ۚ وَيَذَرُهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ ۝١٨٦
Mai yadlilil laahu falaa haadiyaa lah; wa yazaruhum fee tughyaanihim ya`mahoon
📖 Dikany Malagasy
N'iza n'iza verezin’I Allah dia tsy mba hanana mpitarika mihitsy, ary Izy dia hamela azy ireo hirenireny amin’ny fihoaram-pefiny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 184-188 — Al-A'raf

184أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا ۗ مَا بِصَاحِبِهِم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Moa ve tsy nandinika izy ireo ? Tsy misy adalana akory amin’ny naman’izy ireo , tsy inona akory Izy afa-tsy Mpampitandrina miharihary ihany.
185أَوَلَمْ يَنظُرُوا فِي مَلَكُوتِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا خَلَقَ اللَّهُ مِن شَيْءٍ وَأَنْ عَسَىٰ أَن يَكُونَ قَدِ اقْتَرَبَ أَجَلُهُمْ ۖ فَبِأَيِّ حَدِيثٍ بَعْدَهُ يُؤْمِنُونَ
Moa ve tsy mba nandinika ny fanjakan’ireo lanitra sy ny tany izy ireo, sy ny zava-drehetra noharian’I Allah, angamba efa akaiky ny fotoam-piafaran’izy ireo ? Fa inona koa àry no teny hinoan’izy ireo aorian’izany ?
186مَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَلَا هَادِيَ لَهُ ۚ وَيَذَرُهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ
N'iza n'iza verezin’I Allah dia tsy mba hanana mpitarika mihitsy, ary Izy dia hamela azy ireo hirenireny amin’ny fihoaram-pefiny.
187يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا ۖ قُلْ إِنَّمَا عِلْمُهَا عِندَ رَبِّي ۖ لَا يُجَلِّيهَا لِوَقْتِهَا إِلَّا هُوَ ۚ ثَقُلَتْ فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ لَا تَأْتِيكُمْ إِلَّا بَغْتَةً ۗ يَسْأَلُونَكَ كَأَنَّكَ حَفِيٌّ عَنْهَا ۖ قُلْ إِنَّمَا عِلْمُهَا عِندَ اللَّهِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ
Hanontany anao izy ireo momba ilay Ora hoe : “Rahoviana no higadonan’izany ?” Teneno hoe : “Ny Tompoko irery ihany no manana fahalalana amin’izany. Tsy misy afaka hampiseho izany amin’ny fotoany afa-tsy Izy irery ihany. Mavesatra ho an’ireo lanitra sy ny tany izany, ary tsy ho tonga aminareo izany raha tsy tampoka. Ary manontany Anao izy ireo tahaka ny nampahafantarina momba izany Ianao. Teneno hoe : “Allah irery ihany no manana fahalalana amin’izany”. Nefa ny ankamaroan’ny olona dia tsy mahalala.
188قُل لَّا أَمْلِكُ لِنَفْسِي نَفْعًا وَلَا ضَرًّا إِلَّا مَا شَاءَ اللَّهُ ۚ وَلَوْ كُنتُ أَعْلَمُ الْغَيْبَ لَاسْتَكْثَرْتُ مِنَ الْخَيْرِ وَمَا مَسَّنِيَ السُّوءُ ۚ إِنْ أَنَا إِلَّا نَذِيرٌ وَبَشِيرٌ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Teneno hoe : “Tsy manana ho an’ny tenako na ny soa na ny ratsy Aho, afa-tsy izay sitrak’I Allah. Raha nahafantatra ny miafina aho dia ho nataoko maro an’isa ny soa ho azoko, ary tsy hisy ratsy hahazo Ahy akory. Tsy inona aho afa-tsy mpampitandrina sy mpilaza vaovao mahafaly ho an’ny vahoaka mino.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
186Andininy

Fandikana — Al-A'raf 186

Surah Al-A'raf Andininy 186 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : N'iza n'iza verezin’I Allah dia tsy mba hanana mpitarika mihitsy,…

Surah Andininy 186/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 184–188. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers