Al-A'raf · 49/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
أَهَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَقْسَمْتُمْ لَا يَنَالُهُمُ اللَّهُ بِرَحْمَةٍ ۚ ادْخُلُوا الْجَنَّةَ لَا خَوْفٌ عَلَيْكُمْ وَلَا أَنتُمْ تَحْزَنُونَ ۝٤٩
A haaa`ulaaa`il lazeena aqsamtum laa yanaaluhumul laahu birahma; udkhulul Jannata laa khawfun `alaikum wa laaa antum tahzanoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy izy ireny no nianianareo fa tsy hahazo ny famindram-pòn’I Allah velively ? Midira amin’ny paradisa ianareo ! Tsy hisy tahotra ianareo ary tsy halahelo ihany koa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Al-A'raf

47۞ وَإِذَا صُرِفَتْ أَبْصَارُهُمْ تِلْقَاءَ أَصْحَابِ النَّارِ قَالُوا رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا مَعَ الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
Ary rehefa hatodika mankany amin’ireo olon’ny Afobe ny fijerin’izy ireo dia hiteny izy ireo manao hoe : “Tomponay oh ! Aza atao miaraka amin’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny izahay”.
48وَنَادَىٰ أَصْحَابُ الْأَعْرَافِ رِجَالًا يَعْرِفُونَهُم بِسِيمَاهُمْ قَالُوا مَا أَغْنَىٰ عَنكُمْ جَمْعُكُمْ وَمَا كُنتُمْ تَسْتَكْبِرُونَ
Ary ireo olon’ny Al-A’rãf dia hiantso ireo olona maro fantatr’izy ireo amin’ny alalan’ny sori-pamantarana izay misy amin’izy ireo ka hiteny manao hoe : “Tsy nahazo tombony ianareo tamin’izay rehetra nangoninareo sy izay nampiavonavona anareo !
49أَهَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَقْسَمْتُمْ لَا يَنَالُهُمُ اللَّهُ بِرَحْمَةٍ ۚ ادْخُلُوا الْجَنَّةَ لَا خَوْفٌ عَلَيْكُمْ وَلَا أَنتُمْ تَحْزَنُونَ
Moa ve tsy izy ireny no nianianareo fa tsy hahazo ny famindram-pòn’I Allah velively ? Midira amin’ny paradisa ianareo ! Tsy hisy tahotra ianareo ary tsy halahelo ihany koa.
50وَنَادَىٰ أَصْحَابُ النَّارِ أَصْحَابَ الْجَنَّةِ أَنْ أَفِيضُوا عَلَيْنَا مِنَ الْمَاءِ أَوْ مِمَّا رَزَقَكُمُ اللَّهُ ۚ قَالُوا إِنَّ اللَّهَ حَرَّمَهُمَا عَلَى الْكَافِرِينَ
Ary ireo olon’ny Afobe dia hiantso ireo olon’ny Paradisa manao hoe : “Mba anipazo rano kely izahay, na amin’izay anjara sakafo nomen’I Allah anareo”. Hiteny izy ireo manao hoe : “Marina fa I Allah dia nandrara izany ho an’ireo tsy mpino”.
51الَّذِينَ اتَّخَذُوا دِينَهُمْ لَهْوًا وَلَعِبًا وَغَرَّتْهُمُ الْحَيَاةُ الدُّنْيَا ۚ فَالْيَوْمَ نَنسَاهُمْ كَمَا نَسُوا لِقَاءَ يَوْمِهِمْ هَٰذَا وَمَا كَانُوا بِآيَاتِنَا يَجْحَدُونَ
Ireo izay nandray ny finoan’izy ireo ho fandanian’andro sy kilalao ary namitaka azy ireo ny fiainana teny ambonin’ny tany. Androany, dia hanadino azy ireo izahay tahaka ny nanadinoan’izy ireo ny fihaonana amin’izao andron’izy ireo izao, ary noho izy ireo nitsipaka ireo fanambaranay.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-A'raf 49

Surah Al-A'raf Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy izy ireny no nianianareo fa tsy hahazo…

Surah Andininy 49/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers