Noahy · 19/28
Fandikana Fanononana — Noahy
وَاللَّهُ جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ بِسَاطًا ۝١٩
Wallaahu ja`ala lakumul arda bisaataa
📖 Dikany Malagasy
Fa i tompo Allah no nanao ny tany ho lamaka ho anareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 17-21 — Noahy

17وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.
18ثُمَّ يُعِيدُكُمْ فِيهَا وَيُخْرِجُكُمْ إِخْرَاجًا
Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao indray.
19وَاللَّهُ جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ بِسَاطًا
Fa i tompo Allah no nanao ny tany ho lamaka ho anareo.
20لِّتَسْلُكُوا مِنْهَا سُبُلًا فِجَاجًا
Mba hizoranareo amin'ny lalana malalaka.
21قَالَ نُوحٌ رَّبِّ إِنَّهُمْ عَصَوْنِي وَاتَّبَعُوا مَن لَّمْ يَزِدْهُ مَالُهُ وَوَلَدُهُ إِلَّا خَسَارًا
Hoy i Noa : "Tompo o ! Tsy nankato ahy izy ireo, fa nanaraka ilay nitombo fatiantoka nohon'ny fananany sy ireo zanany.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Noahy 19

Surah Noahy Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa i tompo Allah no nanao ny tany ho lamaka…

Surah Andininy 19/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers