Noahy · 18/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
ثُمَّ يُعِيدُكُمْ فِيهَا وَيُخْرِجُكُمْ إِخْرَاجًا ۝١٨
Summa yu`eedukum feehaa wa ukhrijukum ikhraajaa
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao indray.

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Surah Noahy

16وَجَعَلَ الْقَمَرَ فِيهِنَّ نُورًا وَجَعَلَ الشَّمْسَ سِرَاجًا
Sy ny nanaovany ny volana ho hazavana, ary ny masoandro ho fanilo ?
17وَاللَّهُ أَنبَتَكُم مِّنَ الْأَرْضِ نَبَاتًا
Ary Allah no nampitombo anareo avy amin'ny tany tahaka ireo zava-maniry.
18ثُمَّ يُعِيدُكُمْ فِيهَا وَيُخْرِجُكُمْ إِخْرَاجًا
Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao indray.
19وَاللَّهُ جَعَلَ لَكُمُ الْأَرْضَ بِسَاطًا
Fa i tompo Allah no nanao ny tany ho lamaka ho anareo.
20لِّتَسْلُكُوا مِنْهَا سُبُلًا فِجَاجًا
Mba hizoranareo amin'ny lalana malalaka.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Noahy 18

Surah Noahy Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia averina ao ianareo ary havoakany avy ao…

Surah Andininy 18/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers