Al-Muddaththir · 27/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
وَمَا أَدْرَاكَ مَا سَقَرُ ۝٢٧
Wa maaa adraaka maa saqar
📖 Dikany Malagasy
Fa iza no hilaza aminao ny atao hoe saqar ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 25-29 — Al-Muddaththir

25إِنْ هَٰذَا إِلَّا قَوْلُ الْبَشَرِ
Tena marina fa ity dia tenin'olombelona ihany .
26سَأُصْلِيهِ سَقَرَ
Hodorako ao anaty afo mahamay izy.
27وَمَا أَدْرَاكَ مَا سَقَرُ
Fa iza no hilaza aminao ny atao hoe saqar ?
28لَا تُبْقِي وَلَا تَذَرُ
Tsy mamela na inona na inona izy ary tsy mitsitsy .
29لَوَّاحَةٌ لِّلْبَشَرِ
Fa hanamainty ny hoditra.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 27

Surah Al-Muddaththir Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa iza no hilaza aminao ny atao hoe saqar ?

Surah Andininy 27/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers