Al-Muddaththir · 28/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
لَا تُبْقِي وَلَا تَذَرُ ۝٢٨
Laa tubqee wa laa tazar
📖 Dikany Malagasy
Tsy mamela na inona na inona izy ary tsy mitsitsy .
🎧 Henoy

📜 Andininy 26-30 — Al-Muddaththir

26سَأُصْلِيهِ سَقَرَ
Hodorako ao anaty afo mahamay izy.
27وَمَا أَدْرَاكَ مَا سَقَرُ
Fa iza no hilaza aminao ny atao hoe saqar ?
28لَا تُبْقِي وَلَا تَذَرُ
Tsy mamela na inona na inona izy ary tsy mitsitsy .
29لَوَّاحَةٌ لِّلْبَشَرِ
Fa hanamainty ny hoditra.
30عَلَيْهَا تِسْعَةَ عَشَرَ
Sivy ambin'ny folo izy ireo.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 28

Surah Al-Muddaththir Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mamela na inona na inona izy ary tsy mitsitsy…

Surah Andininy 28/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers