Al-Insan · 23/31
Fandikana Fanononana — Al-Insan
إِنَّا نَحۡنُ نَزَّلۡنَا عَلَيۡكَ ٱلۡقُرۡءَانَ تَنزِيلًا  ۝٢٣
Innaa nahnu nazzalnaa `alaikal quraana tanzeelaa
📖 Dikany Malagasy
Hamafisina, fa Izahay no nampidina tsikelikely ny koroany teo aminao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 21-25 — Al-Insan

21عَٰلِيَهُمۡ ثِيَابُ سُندُسٍ خُضۡرٌ وَإِسۡتَبۡرَقٌۖ وَحُلُّوٓاْ أَسَاوِرَ مِن فِضَّةٍ وَسَقَىٰهُمۡ رَبُّهُمۡ شَرَابًا طَهُورًا 
Hanao akanjo maintso parasily, sy lamba lasoà rakofam-bolamena izy ireo, hiravaka haba fehin-tanana volafotsy. Ary hampisotroin'ny Tompony zava-pisotro tena madio izy ireo.
22إِنَّ هَٰذَا كَانَ لَكُمۡ جَزَآءً وَكَانَ سَعۡيُكُم مَّشۡكُورًا 
Valisoa ho anareo izany, ary mendri-pankasitrahana ny ezaka nataonareo.
23إِنَّا نَحۡنُ نَزَّلۡنَا عَلَيۡكَ ٱلۡقُرۡءَانَ تَنزِيلًا 
Hamafisina, fa Izahay no nampidina tsikelikely ny koroany teo aminao.
24فَٱصۡبِرۡ لِحُكۡمِ رَبِّكَ وَلَا تُطِعۡ مِنۡهُمۡ ءَاثِمًا أَوۡ كَفُورًا 
Koa hiareto àry ny didy napetraky ny Tomponao, fa aza mankato ny mpanota, na ny tsy mpino amin'izy ireo ianao.
25وَٱذۡكُرِ ٱسۡمَ رَبِّكَ بُكۡرَةً وَأَصِيلًا 
Ary tsarovy ny anaran'ny Tomponao, ny maraina sy ny folak'andro.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Insan 23

Surah Andininy 23/31 — Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Insan Henoy, Al-Insan Fandikana, Al-Insan mp3, Al-Insan pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers