Al-Insan · 22/31
Fandikana Fanononana — Surah Al-Insan
إِنَّ هَٰذَا كَانَ لَكُمْ جَزَاءً وَكَانَ سَعْيُكُم مَّشْكُورًا ۝٢٢
Innaa haazaa kaana lakum jazz `anw wa kaana sa`yukum mashkooraa
📖 Dikany Malagasy
Valisoa ho anareo izany, ary mendri-pankasitrahana ny ezaka nataonareo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Insan

20وَإِذَا رَأَيْتَ ثَمَّ رَأَيْتَ نَعِيمًا وَمُلْكًا كَبِيرًا
Ary rehefa mijery any ianao, dia hahita fahafinaretana sy fanjakana midadasika.
21عَالِيَهُمْ ثِيَابُ سُندُسٍ خُضْرٌ وَإِسْتَبْرَقٌ ۖ وَحُلُّوا أَسَاوِرَ مِن فِضَّةٍ وَسَقَاهُمْ رَبُّهُمْ شَرَابًا طَهُورًا
Hanao akanjo maintso parasily, sy lamba lasoà rakofam-bolamena izy ireo, hiravaka haba fehin-tanana volafotsy. Ary hampisotroin'ny Tompony zava-pisotro tena madio izy ireo.
22إِنَّ هَٰذَا كَانَ لَكُمْ جَزَاءً وَكَانَ سَعْيُكُم مَّشْكُورًا
Valisoa ho anareo izany, ary mendri-pankasitrahana ny ezaka nataonareo.
23إِنَّا نَحْنُ نَزَّلْنَا عَلَيْكَ الْقُرْآنَ تَنزِيلًا
Hamafisina, fa Izahay no nampidina tsikelikely ny koroany teo aminao.
24فَاصْبِرْ لِحُكْمِ رَبِّكَ وَلَا تُطِعْ مِنْهُمْ آثِمًا أَوْ كَفُورًا
Koa hiareto àry ny didy napetraky ny Tomponao, fa aza mankato ny mpanota, na ny tsy mpino amin'izy ireo ianao.
Al-InsanFizahan-takila Koraña
31Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Insan 22

Surah Al-Insan Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Valisoa ho anareo izany, ary mendri-pankasitrahana ny ezaka nataonareo.

Surah Andininy 22/31 — Surah Al-Insan الإنسان (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Insan Henoy, Surah Al-Insan Fandikana, Surah Al-Insan mp3, Surah Al-Insan pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers